Teny iditra | 1 tsy hita pesipesenina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] complètement invisible, incompréhensible |
Ohatra |
5 [2.270#] Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina! 6 [2.472] Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. 7 [2.996] Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina |
Singan-teny | 8 tsy hita, pesipesenina |
Tovy hevitra | 9 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |